Epistily ho an'ny Filipiana 2:20
Fa tsy manana olona mitovy fanahy amiko aho na dia iray akory aza, izay hazoto hiahy anareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I have no man likeminded, who will naturally care for your state.
In Context
21Fa izy rehetra dia samy mitady ny azy avy, fa tsy ny an’ i Jesosy Kristy;
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 2
Cross References
1 Samuel 18:3Ary Davida sy Jonatana nanao fanekena noho ny fitiavan’ i Jonatana azy toy ny tenany.
Proverbs 31:29Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra.
John 12:6Ary izy no nilaza izany, tsy noho ny fiahiany ny malahelo, fa satria mpangalatra izy sady nitondra ny kitapo ka naka izay tao anatiny.
1 Corinthians 16:10Ary rehefa tonga Timoty, dia tandremo mba tsy hanan-tahotra eo aminareo izy; fa ny asan’ ny Tompo no ataony, tahaka ny ataoko koa.
Philippians 2:22izy kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra, fa efa niara-nanompo tamiko teo amin’ ny filazantsara, tahaka ny zanaka manompo ny rainy.
1 Timothy 1:2mamangy an’ i Timoty, tena zanako amin’ ny finoana: fahasoavana, famindram-po, fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika.