Epistily ho an'ny Filipiana 2:23
Ary izy no antenaiko hirahina faingana, rehefa hitako izay ho toetro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Him therefore I hope to send presently, so soon as I shall see how it will go with me.
In Context
24Fa matoky ao amin’ ny Tompo aho fa ny tenako dia mbola ho avy faingana koa.
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 2
Cross References
Philippians 2:19Nefa manantena ao amin’ i Jesosy Tompo aho fa haniraka an’ i Timoty faingana ho atỳ aminareo, mba hifaliako koa, rehefa fantatro ny toetrareo.