Epistily ho an'ny Filipiana 2:24
Fa matoky ao amin’ ny Tompo aho fa ny tenako dia mbola ho avy faingana koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But I trust in the Lord that I also myself shall come shortly.
In Context
23Ary izy no antenaiko hirahina faingana, rehefa hitako izay ho toetro.
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 2
Cross References
Philippians 1:25Ary satria matoky izany aho, dia fantatro fa hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra aho hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin’ ny finoanareo,
Philemon 1:22Ary izao koa: Mba anamboary trano hitoerako aho; fa manantena aho fa homena anareo noho ny vavaka ataonareo.
3 John 1:14fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika.