Epistily ho an'ny Filipiana 2:29
Koa raiso ao amin’ ny Tompo izy amin’ ny fifaliana indrindra, ary omeo voninahitra izay olona tahaka izany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Receive him therefore in the Lord with all gladness; and hold such in reputation:
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 2
Cross References
Matthew 10:40Izay mandray anareo dia mandray Ahy; ary izay mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy.
Luke 9:5Ary izay tsy mampandroso, anareo, raha miala amin’ izany tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka ho afaka amin’ ny tongotrareo ho vavolombelona miampanga azy.
Acts 2:46Ary dia niray saina isan’ andro izy ka nazoto nankeo an-kianjan’ ny tempoly ary namaky mofo tao an-trano ka nihinan-kanina tamin’ ny fifaliana sy ny fahatsaram-po,
Acts 28:10Ary voninahitra be no nomen’ ny olona anay; ary rehefa handeha izahay, dia novatsiany tsara.
Romans 16:2mba horaisinareo ao amin’ ny Tompo izy, toy izay miendrika ny olona masìna, ary mba hampianareo izy amin’ izay raharaha ilany anareo; fa izy dia mpiahy ny maro mbamin’ ny tenako koa.
1 Corinthians 16:18fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo koa izy; ka mba ekeo ny tahaka ireny.