Epistily ho an'ny Filipiana 2:4
Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an’ ny namany koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Look not every man on his own things, but every man also on the things of others.
In Context
5Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’ i Kristy Jesosy koa,
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 2
Cross References
Esther 2:22Ary fantatr’ i Mordekay izany ka nambarany tamin’ i Estera, vadin’ ny mpanjaka; dia nambaran’ i Estera tamin’ ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain’ i Mordekay azy.
Romans 12:15Miaraha mifaly amin’ izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’ izay mitomany.
Romans 15:1Fa isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen’ ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany.
1 Corinthians 10:24Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany.
1 Corinthians 12:22Fa mainka ilaintsika aza ny momba ny tena izay atao ho malemilemy kokoa noho ny sasany.
2 Corinthians 6:3fa tsy manao izay mahatafintohina izahay na amin’ inona na amin’ inona, mba tsy homen-tsiny ny fanompoana;