Epistily ho an'ny Filipiana 2:5
Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’ i Kristy Jesosy koa,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let this mind be in you, which was also in Christ Jesus:
In Context
4Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an’ ny namany koa.
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 2
Cross References
Matthew 20:26Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo dia ho mpanompo anareo;
John 13:14Koa raha Izaho, Tompo sy Mpampianatra aza, no nanasa ny tongotrareo, ianareo kosa mba tokony hifanasa tongotra.
Acts 20:35Efa nasehoko anareo tamin’ ny zavatra rehetra fa tokony hiasa toy izany koa ianareo, mba hiantra ny mahantra ka hahatsiaro ny tenin’ i Jesosy Tompo, izay manao hoe: Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray.
Romans 15:3Fa Kristy aza tsy nitady izay hahafaly ny tenany; fa araka ny voasoratra hoe: Ny latsa nataon’ izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.
1 Corinthians 10:33dia tahaka ahy koa manao izay hahafinaritra ny olona rehetra amin’ ny zavatra rehetra ka tsy mitady ny mahasoa ahy ihany, fa ny mahasoa ny maro mba hovonjena izy.
1 Peter 2:21Fa ho amin’ izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany;