The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Filipiana › Epistily ho an'ny Filipiana 3 › Epistily ho an'ny Filipiana 3:4

Epistily ho an'ny Filipiana 3:4

kanefa mba manana izay hitokiako amin’ ny nofo ihany aho. Raha misy olona hafa manao hitoky amin’ ny nofo, mainka fa izaho;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Though I might also have confidence in the flesh. If any other man thinketh that he hath whereof he might trust in the flesh, I more:

In Context

3Fa isika no voafora, izay manompo amin’ ny Fanahin’ Andriamanitra ary manao an’ i Kristy Jesosy ho reharehantsika ka tsy mitoky amin’ ny nofo;

5fa voafora tamin’ ny andro fahavalo aho, avy amin’ ny fototr’ isiraely, dia avy amin’ ny firenen’ i Benjamina; Hebreo sady avy amin’ ny Hebreo aho; araka ny lalàna, dia Fariseo;

Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 3

Cross References

2 Corinthians 11:18Satria maro no mirehareha araka ny nofo, dia mba hirehareha koa aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)

Study Epistily ho an'ny Filipiana 3:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Filipiana 3:3Epistily ho an'ny Filipiana 3Epistily ho an'ny Filipiana 3:5 →