Epistily ho an'ny Filipiana 4:14
Kanefa nanao soa ianareo no niaraka ory tamiko ka niantra ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Notwithstanding ye have well done, that ye did communicate with my affliction.
In Context
13Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ ilay mampahery ahy.
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 4
Cross References
2 Chronicles 6:8Nefa hoy Jehovah tamin’ i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an’ ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.
Romans 15:27Eny, sitrapony izany, sady mpitrosa aminy izy. Fa raha ny jentilisa no niombona ny zava-panahy taminy, dia tokony hanompo azy kosa amin’ ny zavatra momba ny nofo izy.
Galatians 6:6Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an’ izay mampianatra.
Philippians 4:18Fa manana ny zavatra rehetra aho sady manana amby ampy aza; feno aho, rehefa nandray tamin’ i Epafrodito ilay zavatra nampitondrainareo, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra tian’ Andriamanitra sady ankasitrahany.
Hebrews 10:34Fa sady niara-niaritra tamin’ izay nifatotra ianareo no nifaly raha norobaina ny fanananareo, satria fantatrareo fa ianareo dia manana fananana tsara lavitra sady maharitra.
3 John 1:5Ry malala, manao asa mahatoky ianao na amin’ inona na amin’ inona ataonao amin’ ireo rahalahy ireo, na dia vahiny aza izy,