Epistily ho an'ny Filipiana 4:16
Fa fony tany Tesalonika aza aho, dia nampanatitra ho ahy indray mandeha amana indroa ianareo hamonjy ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For even in Thessalonica ye sent once and again unto my necessity.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 4
Cross References
Acts 17:1Ary rehefa nandeha namaky an’ i Amfipolia sy Apolonia izy, dia tonga tao Tesalonika, ary nisy synagogan’ ny Jiosy tao.
1 Thessalonians 2:18Koa naniry hankany aminareo indray mandeha amana indroa izahay, dia izaho Paoly; nefa nosakanan’ i Satana izahay.