Epistily ho an'ny Filipiana 4:22
Manao veloma anareo ny olona masìna rehetra, indrindra fa ny ankohonan’ i Kaisara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the saints salute you, chiefly they that are of Caesar’s household.
In Context
23Ho amin’ ny fanahinareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompo.
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 4
Cross References
Acts 9:13Ary Ananiasy namaly hoe: Tompoko, efa reko tamin’ ny maro ny haben’ ny ratsy nataon’ izany lehilahy izany tamin’ ny olonao masìna tany Jerosalema.
2 Corinthians 13:13Ny olona masìna rehetra manao veloma anareo. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompo sy ny fitiavan’ Andriamanitra ary ny firaisana amin’ ny Fanahy Masìna.
Hebrews 13:24Manaova veloma amin’ izay rehetra mpitondra anareo sy ny olona masìna rehetra. Izay an’ Italia dia manao veloma anareo.
3 John 1:14fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika.