Bokin'ny Ohabolana 17:25
Ny zanaka adala mampalahelo ny rainy Sady fahoriana mangidy amin’ ny reniny niteraka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A foolish son is a grief to his father, and bitterness to her that bare him.
In Context
26Tsy mety raha mampijaly ny marina, Na mamely ny manan-kaja noho ny fahamarinany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 17
Cross References
2 Samuel 19:1Ary dia niontana terỳ ny fon’ ny mpanjaka, ka niakatra nankeo amin’ ny efi-trano teo ambony vavahady izy sady nitomany teny am-pandehanana ka nanao hoe: Ry Absaloma, zanako, zanako, ry Absaloma, zanako ô! Inay anie aho no maty nisolo anao, ry Absaloma zanako, zanako ô!
Proverbs 15:20Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny adala manao tsinontsinona an-dreniny.
Proverbs 23:25Aoka ho faly ny rainao sy ny reninao, Eny, aoka ho ravoravo ny reninao izay niteraka anao.