The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 18 › Bokin'ny Ohabolana 18:14

Bokin'ny Ohabolana 18:14

Ny faharariany dia zakan’ ny fanahin’ ny olona ihany; Fa ny fanahy kivy, iza no mahazaka izany?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The spirit of a man will sustain his infirmity; but a wounded spirit who can bear?

In Context

13Izay mamaly teny mbola tsy re, Dia hadalana sy henatra ho azy izany.

15Ny fon’ ny manan-tsaina mahazo fahalalana; Ary ny sofin’ ny hendry mitady izany.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 18

Cross References

Job 1:20Dia nitsangana Joba ka nandriatra ny lambany, ary nanaratra ny lohany, dia niapoka tamin’ ny tany ka niankohoka

Job 6:4Fa ny zana-tsipiky ny Tsitoha mitsatoka amiko, ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko; Ary ny fampitahorana Andriamanitra milahatra hamely ahy.

Job 10:15Raha meloka aho, dia lozako! Ary na dia marina aza aho, dia tsy ho sahy miandrandra, satria feno henatra sady mahatsiaro fahoriana aho.

Psalms 32:3Raha nangina aho, dia nihalany ny taolako rehetra, noho ny fitarainako mandrakariva,

Psalms 42:10Hoy izaho amin’ Andriamanitra Vatolampiko: nahoana no nanadino ahy Hianao? nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian’ ny fahavaloko?

Psalms 55:5Mangorohoro ato anatiko ny foko, ary mamely ahy ny tahotra ny fahafatesana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 18:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 18:13Bokin'ny Ohabolana 18Bokin'ny Ohabolana 18:15 →