Bokin'ny Ohabolana 18:3
Raha avy ny ratsy fanahy, dia avy ny fanamavoana; Ary miaraka amin’ ny fahafaham-baraka ny henatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When the wicked cometh, then cometh also contempt, and with ignominy reproach.
In Context
2Ny adala tsy mba finaritra amin’ ny fahalalana, Fa ta-haneho izay ao am-pony.
4Rano lalina ny teny aloaky ny vavan’ ny olona, Ary rano miboiboika ny loharanon’ ny fahendrena,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 18
Cross References
Nehemiah 4:4Ary hoy ny Joda: Mihena ny herin’ ny mpitondra entana, ary be ny korontam-bato sy ny tany; ka dia tsy maharafitra ny manda izahay.
Psalms 69:20Hianao no mahalala ny latsa mihatra amiko ary ny fahamenarako sy ny fahafaham-boninahitro; Eo anatrehanao ny mpandrafy ahy rehetra.
Proverbs 11:2Raha tonga ny fiavonavonana, dia tonga koa ny fahafaham-baraka; Fa ao amin’ ny manetry tena no misy fahendrena.
Proverbs 22:10Roahy ny mpaniratsira, dia ho afaka ny fifandirana, Eny, hitsahatra ny ady sy ny fahafaham-baraka.
Matthew 27:39Ary izay nandalo dia niteny ratsy Azy, sady nihifikifi-doha
1 Peter 4:14Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran’ i Kristy, fa ny Fanahin’ ny voninahitra, dia ny Fanahin’ Andriamanitra, mipetraka ao aminareo.