Bokin'ny Ohabolana 2:4
Raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao Ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena afenina:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If thou seekest her as silver, and searchest for her as for hid treasures;
In Context
3Eny, raha miantso ny fahalalana ianao Ary manandratra ny feonao hahazo saina,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 2
Cross References
Job 3:21Izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina:
Psalms 19:10Madio ny fahatahorana an’ i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik’ i Jehovah, eny, mahitsy avokoa.
Psalms 119:72Ny lalàn’ ny vavanao no mahatsara ahy Mihoatra noho ny volamena sy ny volafotsy tsy omby arivo.
Proverbs 3:14Fa ny fandrantoana azy dia tsara noho ny fandrantoana volafotsy, Ary ny tombom-barotra aminy dia mihoatra noho ny volamena tsara.
Proverbs 8:18Ato amiko ny harena sy ny voninahitra, Eny, ny harena mateza sy ny fahamarinana.
Proverbs 23:23Vidio ny marina, ka aza amidy, Dia ny fahendrena sy ny fananarana ary ny fahazavan-tsaina.