Bokin'ny Ohabolana 23:2
Ka andraso antsy ny tendanao, Raha dia liana loatra ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And put a knife to thy throat, if thou be a man given to appetite.
In Context
1Raha mipetraka hiara-komana amin’ ny mpanapaka ianao, Dia hevero tsara izay eo anatrehanao,
3Aza mitsiriritra ny hanim-piny, Fa hani-mamitaka izany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 23
Cross References
Genesis 27:14Dia nandeha izy ka naka, ary nitondra tao amin’ ny reniny; ary ny reniny kosa dia nanao hanim-py araka ilay tian’ ny rainy.
1 Corinthians 9:27fa asiako mafy ny tenako ho mangana ka andevoziko, fandrao, na dia efa nitory tamin’ ny sasany aza aho, dia holavina kosa ny tenako.