The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 24 › Bokin'ny Ohabolana 24:26

Bokin'ny Ohabolana 24:26

Izay mahavoa tsara amin’ ny famaliana dia manoroka ny molotra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Every man shall kiss his lips that giveth a right answer.

In Context

25Fa izay mitsara marina kosa no hahita soa sy hahazo fitahiana tsara.

27Amboary ny asanao any ivelany, Ary ataovy lavorary ny any an-tsaha; Ka rehefa vita izany, dia mahazo manao ny tranonao ianao.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 24

Cross References

Job 6:25Endrey ny herin’ ny teny marina! Fa mba mahavoa inona kosa moa ny anatra ataonareo?

Proverbs 16:1Ny fikasan’ ny fo no amin’ ny olona; Fa ny famalian’ ny lela dia avy amin’ i Jehovah.

Daniel 2:46Dia niankohoka Nebokadnezara mpanjaka ka nivavaka tamin’ i Daniela ary nampanatitra fanatitra sy hanitra ankasitrahana ho azy.

Mark 12:32Ary hoy ilay mpanora-dalàna taminy: Marina izany, Tompoko; tsara ny nilazanao fa iray ihany Andriamanitra, ary tsy misy afa-tsy Izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 24:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 24:25Bokin'ny Ohabolana 24Bokin'ny Ohabolana 24:27 →