Bokin'ny Ohabolana 25:28
Tanàna rava tsy misy manda Ny lehilahy izay tsy mahatsindry ny fanahiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that hath no rule over his own spirit is like a city that is broken down, and without walls.
In Context
27Tsy tsara raha mahery homana tantely; Fa ny fitadiavan’ ny olona ny voninahiny dia tsy voninahitra.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 25
Cross References
1 Samuel 25:17Koa dia fantaro sy hevero ankehitriny izay hataonao; fa ratsy no ifofoan’ ny tompontsika mbamin’ ny ankohonany rehetra; fa Nabala dia tena ratsy fanahy, ka tsy misy olona mahazo miteny aminy.
Nehemiah 1:3Ka hoy no navaliny ahy: Ny sisa tamin’ ny fahababoana izay any amin’ ny tany any dia mitondra fahoriana be sy latsa; ary voarodana ny mandan’ i Jerosalema sady nodoran’ ny afo ny vavahadiny.
Proverbs 19:18Faizo ny zanakao, fa mbola misy azo antenaina ihany, Nefa aza dia entim-po loatra, fandrao mahafaty azy.
Proverbs 22:24Aza misakaiza amin’ ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin’ ny olona foizina,