Bokin'ny Ohabolana 25:3
Ny hahavon’ ny lanitra sy ny halalin’ ny tany Ary ny fon’ ny mpanjaka dia samy tsy azo fantarina avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The heaven for height, and the earth for depth, and the heart of kings is unsearchable.
In Context
2Voninahitr’ Andriamanitra ny manafin-javatra; Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra.
4Esory ny taim-bolafotsy, Dia hisy fanaka ho an’ ny mpanao an-idina.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 25
Cross References
Isaiah 7:11Mangataha famantarana amin’ i Jehovah Andriamanitrao; eny, mangataha na ho avy amin’ ny lalina ambany, na ho avy amin’ ny avo ambony.
Romans 8:39na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin’ izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin’ ny fitiavan’ Andriamanitra izay ao amin’ i Kristy Jesosy Tompontsika.