Bokin'ny Ohabolana 26:3
Ny karavasy ho amin’ ny soavaly ny lamboridy ho amin’ ny boriky, Ary ny tsorakazo kosa ho amin’ ny lamosin’ ny adala.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A whip for the horse, a bridle for the ass, and a rod for the fool’s back.
In Context
4Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, Fandrao mba adala tahaka azy koa ianao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Judges 8:5Ary hoy izy tamin’ ny mponina tao Sokota: Masìna ianareo, mba omeo mofo ny olona manaraka ahy, fa reraka izy, ary izaho manenjika an’ i Zebaha sy Zalmona, mpanjakan’ ny Midiana.
Proverbs 10:13Amin’ ny molotry ny manan-tsaina no ahitam-pahendrena; Fa tsorakazo no ho amin’ ny lamosin’ ny tsy ampy saina.
Proverbs 19:25Kapohy ny mpaniratsira, dia ho hendry ny kely saina; Ary anaro ny manan-tsaina, dia hahalala fahendrena izy.
Proverbs 27:22Na dia miara-totoinao ny fanoto amin’ ny vary eo an-daona aza ny adala, Dia tsy mba hiala aminy tsy akory ny fahadalany.
2 Corinthians 10:6ary vonona hamaly ny tsi-fanarahana rehetra izahay, rehefa tanteraka ny fanarahanareo.