Bokin'ny Ohabolana 27:16
Izay misakana azy dia toy ny misakana ny rivotra, Sady toy ny mamihina diloilo ny tànany ankavanana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whosoever hideth her hideth the wind, and the ointment of his right hand, which bewrayeth itself.
In Context
15Tahaka ny fijononoky ny ranonorana be Ny vehivavy tia ady.
17Ny vy maharanitra ny vy, Toy izany, ny olona maharanitra ny tarehin’ ny sakaizany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 27
Cross References
John 12:3Ary Maria, rehefa naka menaka manitra nisy narda sady tsara no saro-bidy, lanjan’ iray livatra, dia nanosotra ny tongotr’ i Jesosy sy namaoka ny tongony tamin’ ny volondohany; ary feno ny hanitry ny menaka ny trano.