bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 28 › Bokin'ny Ohabolana 28:3
Bokin'ny Ohabolana 28:3
Ny malahelo izay mampahory ny mahantra Dia toy ny ranonorana izay manindao ka tsy maha-misy hanina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A poor man that oppresseth the poor is like a sweeping rain which leaveth no food.
In Context
2Ny fahotan’ ny tany mahamaro mpanapaka; Fa ny fisian’ ny olona manan-tsaina kosa no mampahateza ny fanjakana.
4Izay mahafoy ny lalàna dia mandoka ny ratsy fanahy; Fa izay mitandrina ny lalàna dia mirehitra amin’ ny fanoherana azy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 28
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Ohabolana 28:3