Bokin'ny Ohabolana 30:1
Ny teny mavesa-danja nataon’ i Agora, zanak’ i Jake, dia ny teny nataon-dralehilahy tamin’ Itiela, eny, tamin’ Itiela sy Okala:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Izaho dia biby, fa tsy olona, Ary tsy manan-tsain’ olombelona aho.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 30
Cross References
Proverbs 31:1Ny tenin’ i Lemoela mpanjaka, dia ny teny mavesa-danja izay nananaran-dreniny azy.