The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 31 › Bokin'ny Ohabolana 31:16

Bokin'ny Ohabolana 31:16

Mihevitra saha izy ka mahazo azy; Ny vokatry ny tànany no anaovany tanim-boaloboka.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

She considereth a field, and buyeth it: with the fruit of her hands she planteth a vineyard.

In Context

15Mifoha izy, raha mbola alina, Ka manome hanina ho an’ ny ankohonany Sy anjara ho an’ ny ankizivaviny.

17Misikìna hery izy, Ary hatanjahiny ny sandriny.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 31

Cross References

Joshua 15:18Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin’ ny borikiny ravehivavy, ka hoy Kaleba taminy: Inona no ilainao?

Song of Solomon 8:12Ny tanim-boaloboko, eny, ilay an’ ny tenako, dia eto anatrehako, Ny arivo kosa dia anao, ry Solomona, ary ny roan-jato ho an’ izay mpiandry voly.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 31:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 31:15Bokin'ny Ohabolana 31Bokin'ny Ohabolana 31:17 →