The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 5 › Bokin'ny Ohabolana 5:10

Bokin'ny Ohabolana 5:10

Fandrao hivokisan’ ny vahiny ny fanananao; Ary izay nisasaranao ho tonga ao an-tranon’ ny vahiny;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Lest strangers be filled with thy wealth; and thy labours be in the house of a stranger;

In Context

9Fandrao omenao ho an’ ny sasany ny voninahitrao, Ary ny taonanao ho an’ izay lozabe;

11Ka dia hitoloko ianao any am-parany, Raha mihalevona ny nofonao sy ny tenanao;

Read all of Bokin'ny Ohabolana 5

Cross References

Proverbs 29:3Izay tia fahendrena no mahafaly ny rainy; Fa izay misakaiza amin’ ny vehivavy janga dia mandany harena.

Hosea 7:9Lanin’ ny vahiny ny heriny, nefa tsy fantany akory izany; Eny, efa mipi-bolo ihany izy, saingy tsy fantany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 5:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 5:9Bokin'ny Ohabolana 5Bokin'ny Ohabolana 5:11 →