The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 6 › Bokin'ny Ohabolana 6:34

Bokin'ny Ohabolana 6:34

Fa ny fahasaro-piaro dia mampirehitra ny fahatezeran-dehilahy, Koa tsy hamindra fo izy amin’ ny andro hamaliany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For jealousy is the rage of a man: therefore he will not spare in the day of vengeance.

In Context

33Voakapoka sy afa-baraka izy Ary tsy ho afaka amin’ ny tondro-molotra.

35Tsy handray vola ho enti-manalady akory izy, Ary tsy hety, na dia omenao fanambatambazana be aza.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 6

Cross References

Numbers 5:14kanefa misy fiahiahiana ao amin’ ny lahy, ka miahiahy ny vadiny izy, sady efa voaloto ravehivavy; na misy fiahiahiana ao amin’ ny lahy, ka miahiahy ny vadiny izy, kanjo tsy voaloto ravehivavy;

Judges 19:29Ary rehefa tonga tao an-tranony izy, dia naka antsy, ka noraisiny ny fatin’ ny vaditsindranony, dia norasainy araka ny famavanin’ ny taolana ho roa ambin’ ny folo toko, ka nampitondrainy eran’ ny tanin’ ny Isiraely rehetra.

Proverbs 27:4Masiaka ny fahavinirana, ary misafoaka ny fahatezerana; Fa iza no mahajanona eo anatrehan’ ny fahasaro-piaro?

1 Corinthians 10:22Mampahasaro-piaro ny Tompo va isika? Mahery noho Izy va isika?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 6:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 6:33Bokin'ny Ohabolana 6Bokin'ny Ohabolana 6:35 →