The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 6 › Bokin'ny Ohabolana 6:5

Bokin'ny Ohabolana 6:5

Afaho ny tenanao toy ny gazela miala amin’ izay mihazona azy, Ary toy ny voron-kely miala amin’ ny tanan’ ny mpamandrika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Deliver thyself as a roe from the hand of the hunter, and as a bird from the hand of the fowler.

In Context

4Aza avela hatory akory ny masonao, Ary aza avela hilondolondo ny hodimasonao.

6Mandehana any amin’ ny vitsika, ry ilay malaina; Diniho ny fanaony, ka mba hendre;

Read all of Bokin'ny Ohabolana 6

Cross References

Psalms 91:3Fa Izy no hanafaka anao amin’ ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza.

Proverbs 1:17Fa velarim-poana ny fandrika, Raha hitan’ ny vorona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 6:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 6:4Bokin'ny Ohabolana 6Bokin'ny Ohabolana 6:6 →