Bokin'ny Ohabolana 6:8
Nefa mamory ny haniny raha fahavaratra izy, Ary manangona ny fihinany amin’ ny fararano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Provideth her meat in the summer, and gathereth her food in the harvest.
In Context
7Tsy manana komandy ireny, Na mpifehy, na mpanapaka,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 6
Cross References
Proverbs 10:5Izay manangona amin’ ny fararano no zanaka hendry; Fa izay sondrian-tory amin’ ny taom-pijinjana no zanaka mampahamenatra.
Proverbs 30:25Ny vitsika dia firenena tsy matanjaka, Nefa manangona ny haniny amin’ ny fahavaratra izy;