The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 7 › Bokin'ny Ohabolana 7:16

Bokin'ny Ohabolana 7:16

Ny fandriako efa nasiako firakotra tsara, Dia lambam-pandriana misoratsoratra voafoly hatrany Egypta.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I have decked my bed with coverings of tapestry, with carved works, with fine linen of Egypt.

In Context

15Koa dia nivoaka hitsena anao aho, Mba hitady fatratra ny tarehinao, ka dia nahita anao tokoa.

17Efa norarahako zava-manitra ny fandriako, Dia miora sy hazomanitra ary havozo manitra.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 7

Cross References

Proverbs 31:22Manao firakotra ho azy izy; Ny fitafiany dia rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy.

Song of Solomon 3:7Indro ny filanjan’ i Solomona! Lehilahy enim-polo, mahery avokoa, avy amin’ ny lehilahy mahery amin’ ny Isiraely, no manotrona azy.

Ezekiel 27:7Rongony madinika samy hafa soratra avy any Egypta no natao lainao mba ho faneva ho anao; Lamba manga sy volomparasy avy any amin’ ny moron-dranomasin’ i Elisa no eloelonao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 7:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 7:15Bokin'ny Ohabolana 7Bokin'ny Ohabolana 7:17 →