Bokin'ny Ohabolana 7:19
Fa tsy ao an-trano ny lehilahy, Fa lasa nivahiny lavitra izy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the goodman is not at home, he is gone a long journey:
In Context
20Ny kitampom-bola dia nentiny any an-tànany, Ka tsy mbola hody izy mandra-pahafenon’ ny volana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 7
Cross References
Matthew 20:11Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin’ ny tompon-trano ka nanao hoe:
Matthew 24:48Fa raha manao anakampo izany mpanompo ratsy fanahy izany hoe: Maharitra ela ny tompoko,
Luke 12:39Ary fantaro izao, fa raha fantatry ny tompon-trano izay ora hihavian’ ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina.