Bokin'ny Ohabolana 8:2
Eo an-tampon’ ny fitoerana avo amoron-dalana Sy eo an-tsampanan-dalana no ijoroany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
She standeth in the top of high places, by the way in the places of the paths.
In Context
1Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?
Read all of Bokin'ny Ohabolana 8
Cross References
Proverbs 9:3Ary efa naniraka ny ankizivaviny izy; Miantso eny an-tampon’ ny fitoerana avo any an-tanàna izy ka manao hoe: