Bokin'ny Salamo 102:25
Hoy izaho: Andriamanitro ô; aza maka ahy an-tenatenan’ ny androko; Ny taonanao mihatra amin’ ny taranaka fara mandimby.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of old hast thou laid the foundation of the earth: and the heavens are the work of thy hands.
In Context
24Efa nahaketraka ny heriko tany an-dalana Izy; Efa nahafohy ny androko Izy;
26Tany aloha no nanorenanao ny tany; Ary asan’ ny tananao ny lanitra.
Read all of Bokin'ny Salamo 102
Cross References
Genesis 2:1Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy.
Job 38:4Taiza ary ianao, fony Aho nanorina ny tany? Ambarao, raha hainao.
Psalms 92:9Nefa Hianao, Jehovah ô, dia avo mandrakizay.
Proverbs 8:23Izaho notendreny hatramin’ ny fahagola, Eny, hatramin’ ny voalohany indrindra, dia fony tsy mbola ary ny tany.
Jeremiah 32:17Indrisy, Jehovah Tompo ô! Indro, Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ ny herinao lehibe sy ny sandrinao ahinjitra, ary tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainao.
Hebrews 3:3Fa Izy dia natao miendrika hanam-boninahitra noho Mosesy, araka ny ananan’ ny mpanao trano voninahitra bebe kokoa noho ny trano nataony.