The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 103 › Bokin'ny Salamo 103:20

Bokin'ny Salamo 103:20

Misaora an’ i Jehovah, ianareo anjeliny, Dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny Ary mihaino ny feon’ ny teniny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Bless the LORD, ye his angels, that excel in strength, that do his commandments, hearkening unto the voice of his word.

In Context

19Jehovah efa nampitoetra ny seza fiandrianany any an-danitra; Ary ny fanjakany manapaka izao tontolo izao.

21Misaora an’ i Jehovah, ny miaramilany rehetra, Dia ny mpanompony izay manao ny sitrapony.

Read all of Bokin'ny Salamo 103

Cross References

2 Kings 19:35Ary tamin’ ny alin’ io dia avy ilay Anjelin’ i Jehovah ka namely olona dimy arivo amby valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ ny Asyriana; ary nony maraina koa vao nifoha olona, dia hita fa, indreo, efa maty avokoa ireo.

Psalms 78:25Ny fihinan’ ny mahery no nohanin’ ny olona; nanaterany hanina hahavoky azy izy.

Psalms 148:5Aoka hidera ny anaran’ i Jehovah ireo; Fa Izy no nandidy, dia ary ireo.

Daniel 11:1Fa tamin’ ny taona voalohany nanjakan’ i Dariosa Mediana dia nitsangana hampahery sy hanatanjaka azy aho.

Matthew 6:10Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.

Luke 1:19Ary ilay anjely namaly ka nanao taminy hoe: Izaho no Gabriela, izay mitsangana eo anatrehan’ Andriamanitra; ary nirahina hiteny aminao aho ka hilaza aminao izany teny mahafaly izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 103:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 103:19Bokin'ny Salamo 103Bokin'ny Salamo 103:21 →