The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 105 › Bokin'ny Salamo 105:39

Bokin'ny Salamo 105:39

Namelatra rahona ho fialokalofana Izy Ary afo ho fanazavana nony alina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He spread a cloud for a covering; and fire to give light in the night.

In Context

38Faly Egypta tamin’ ny nahalasanany; Fa efa nahazo azy ny fahatahorana ireo.

40Nangataka izy ireo, dia nahatonga papelika Izy, Ary mofon-danitra no namokisany azy.

Read all of Bokin'ny Salamo 105

Cross References

Exodus 14:24Ary tamin’ ny fiambenana maraina dia nijery ny tobin’ ny Egyptiana tao amin’ ny andri-afo sy ny rahona Jehovah ka nampifanaritaka ny tobin’ ny Egyptiana.

Numbers 9:16Dia toy izany mandrakariva izy: ny rahona nanarona azy, nefa niseho tahaka ny afo izy nony alina.

Nehemiah 9:12Andri-rahona no nitondranao azy raha antoandro, ary andri-afo nony alina, mba hampahazava azy hahitany izay lalana tokony halehany.

Psalms 78:14Ary ny rahona no nitondrany azy raha antoandro, sy afo mahazava nony alina.

1 Corinthians 10:1Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa ny razantsika rehetra dia tambanin’ ny rahona, ary izy rehetra namaky ny ranomasina,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 105:39

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 105:38Bokin'ny Salamo 105Bokin'ny Salamo 105:40 →