Bokin'ny Salamo 108:3
Mifohaza, ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will praise thee, O LORD, among the people: and I will sing praises unto thee among the nations.
In Context
2Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; Ny fanahiko no hihira sy hankalaza.
4Hidera Anao eny amin’ ny firenena maro aho, Jehovah ô, Ary hankalaza Anao eny amin’ ny jentilisa.
Read all of Bokin'ny Salamo 108
Cross References
Psalms 22:22Vonjeo amin’ ny vavan’ ny liona aho; ary valio ho afaka amin’ ny tandroky ny ombimanga.
Psalms 96:10Lazao any amin’ ny jentilisa fa Jehovah no Mpanjaka; Ary izao rehetra izao voaorina ka tsy hihetsika; Hitsara ny olona amin’ ny fahamarinana Izy.
Psalms 138:4Jehovah ô, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin’ ny tany, Fa handre ny tenin’ ny vavanao izy.
Zephaniah 3:20Amin’ izany andro izany no hitondrako anareo miditra, Eny, amin’ izany andro izany no hanangonako anareo; Fa hataoko ho anarana sy ho fiderana any amin’ ny firenena rehetra amin’ ny tany ianareo, Raha hampodiko avy amin’ ny fahababoana ianareo, ka ho hitan’ ny masonareo izany, hoy Jehovah.