Bokin'ny Salamo 113:2
Isaorana anie ny anaran’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed be the name of the LORD from this time forth and for evermore.
In Context
1Haleloia. Miderà, ianareo mpanompon’ i Jehovah, Miderà ny anaran’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Salamo 113
Cross References
1 Chronicles 16:36Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hatramin’ ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Ary ny olona rehetra nanao hoe: Amena, sady nidera an’ i Jehovah.
Psalms 41:13Ary ny amiko, dia manohana ahy amin’ ny fahitsiako Hianao, ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay.
Psalms 115:18Fa izahay hisaotra an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay. Haleloia.
Ephesians 3:21ho Azy anie ny voninahitra ao amin’ ny fiangonana sy ao amin’ i Kristy Jesosy hatramin’ ny taranaka farany indrindra mandrakizay mandrakizay. Amena.