Bokin'ny Salamo 113:6
Nefa miondrika mijery Ny any an-danitra sy ny etỳ an-tany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Who humbleth himself to behold the things that are in heaven, and in the earth!
In Context
5Iza no tahaka an’ i Jehovah Andriamanitsika, Izay mipetraka any amin’ ny avo,
Read all of Bokin'ny Salamo 113
Cross References
Job 4:18Indro, tsy matoky ireo mpanompony aza Izy, eny, ny anjeliny aza ataony ho tsy tonga ohatra.
Job 28:24Fa Izy no mitsinjo hatramin’ ny faran’ ny tany ary mahatazana manerana izao ambanin’ ny lanitra rehetra izao,
Psalms 33:14Eo amin’ ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin’ ny tany,
Isaiah 6:2Nisy serafima nitsangana teo amboniny, samy nanana elatra enina avy; ny roa nanaronany ny tavany, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany.
Isaiah 66:2Fa izao zavatra izao no nataon’ ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy Sady mangovitra noho ny teniko.