Bokin'ny Salamo 114:2
Joda no fitoerany masìna, Isiraely no fanjakany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Judah was his sanctuary, and Israel his dominion.
In Context
3Ny ranomasina nahita ka nandositra; Ary niorika Jordana.
Read all of Bokin'ny Salamo 114
Cross References
Exodus 15:17Dia hampiditra azy Hianao ka hamponina azy ao amin’ ny tendrombohitra lovanao, ao amin’ ny fitoerana nataonao hitoeranao, Jehovah ô, dia ao amin’ ny fitoerana masìna naorin’ ny tananao, Tompo ô.
Exodus 19:6Dia ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masìna ho Ahy ianareo. Ireo teny ireo no holazainao amin’ ny Zanak’ Isiraely.
Exodus 29:45Ary honina eo amin’ ny Zanak’ Isiraely Aho ka ho Andriamaniny.
Deuteronomy 7:6Fa firenena masìna ho an’ i Jehovah Andriamanitrao ianao; fa ianao efa nofidin’ i Jehovah Andriamanitrao ho firenena rakitra soa ho Azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin’ ny tany.
Deuteronomy 27:9Dia niteny tamin’ ny Isiraely rehetra Mosesy sy ireo Levita mpisorona ka nanao hoe: Mangìna, ka mihainoa, ry Isiraely ô: androany no efa tonga firenen’ i Jehovah Andriamanitrao ianao.
Psalms 78:68Fa nifidy ny firenen’ i Joda kosa Izy, dia ny tendrombohitra Ziona izay tiany.