Bokin'ny Salamo 115:13
Hotahiny izay matahotra an’ i Jehovah, Na ny kely na ny lehibe.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He will bless them that fear the LORD, both small and great.
In Context
14Jehovah anie hampitombo anareo, Dia ianareo mbamin’ ny zanakareo.
Read all of Bokin'ny Salamo 115
Cross References
Psalms 112:1Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an’ i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra.
Psalms 128:4Indro, fa toy izany no hitahiana Izay lehilahy matahotra an’ i Jehovah.
Malachi 3:16Ary tamin’ izany izay natahotra an’ i Jehovah dia samy niresaka tamin’ ny namany avy; ary Jehovah nihaino ka nandre izany; ary nisy boky nosoratana teo anatrehany ho fahatsiarovana izay matahotra an’ i Jehovah sy mihevitra ny anarany.
Acts 13:26Ry rahalahy, taranak’ i Abrahama, sy izay rehetra eo aminareo matahotra an’ Andriamanitra, dia ho amintsika no nampitondrana ny tenin’ izao famonjena izao.
Colossians 3:11Fa amin’ izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin’ ny rehetra.