The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 116 › Bokin'ny Salamo 116:1

Bokin'ny Salamo 116:1

Izaho tia an’ i Jehovah, satria efa nandre Ny feon’ ny fifonako Izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I love the LORD, because he hath heard my voice and my supplications.

In Context

2Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.

Read all of Bokin'ny Salamo 116

Cross References

Genesis 35:2Dia hoy Jakoba tamin’ izay tao an-tranony mbamin’ izay rehetra nomba azy: Ario ireo andriamani-kafa, izay ao aminareo, dia madiova, sady ovay ny fitafianareo;

1 Samuel 1:26Ary hoy Hana: Tompoko ô, raha velona koa ny ainao, tompoko, izaho ilay vehivavy nitsangana teto anilanao ka nivavaka tamin’ i Jehovah.

Psalms 18:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida, mpanompon’ i Jehovah, izay nilaza tamin’ i Jehovah ny tenin’ ity fihirana ity tamin’ ny andro namonjen’ i Jehovah azy tamin’ ny tanan’ ny fahavalony rehetra, indrindra fa tamin’ ny tanan’ i Saoly;

Psalms 28:6Isaorana anie Jehovah, fa efa nihaino ny feon’ ny fifonako Izy.

Psalms 34:3Jehovah no reharehan’ ny fanahiko; hahare izany ny mpandefitra ka ho fay.

Psalms 66:19Kanefa efa nihaino tokoa Andriamanitra; efa nihaino ny feon’ ny fivavako Izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 116:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 116Bokin'ny Salamo 116:2 →