Bokin'ny Salamo 116:19
Dia eo an-kianjan’ ny tranon’ i Jehovah, Eo afovoanao, ry Jerosalema ô. Haleloia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the courts of the LORD’S house, in the midst of thee, O Jerusalem. Praise ye the LORD.
In Context
18Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho, Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra,
Read all of Bokin'ny Salamo 116
Cross References
2 Chronicles 6:6fa nifidy an’ i Jerosalema Aho hitoeran’ ny anarako, ary nifidy an’ i Davida Aho hanapaka ny Isiraely oloko.
Psalms 100:4Midìra eo amin’ ny vavahadiny amin’ ny fisaorana, Ary eo an-kianjany amin’ ny fiderana; Misaora Azy, mankalazà ny anarany,
Psalms 122:3Dia ianao ry Jerosalema, izay efa vita Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;
Psalms 150:1Haleloia. Miderà an’ Andriamanitra eo amin’ ny fitoerany masìna. Miderà Azy eo amin’ ny habakabaky ny heriny.