The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 116 › Bokin'ny Salamo 116:3

Bokin'ny Salamo 116:3

Nihodidina tamiko ny famatoran’ ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian’ ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The sorrows of death compassed me, and the pains of hell gat hold upon me: I found trouble and sorrow.

In Context

2Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.

4Dia niantso ny anaran’ i Jehovah hoe aho: Jehovah ô, mifona aminao aho, vonjeo ny fanahiko.

Read all of Bokin'ny Salamo 116

Cross References

Psalms 18:4Miantso an’ i Jehovah izay mendrika hoderaina aho, ka dia vonjena ho afaka amin’ ny fahavaloko.

Psalms 32:3Raha nangina aho, dia nihalany ny taolako rehetra, noho ny fitarainako mandrakariva,

Psalms 88:6Efa nafoy ho any amin’ ny maty aho, Tahaka izay voavono, mandry ao am-pasana, Izay tsy tsarovanao intsony, Fa voafongotry ny tananao.

Jonah 2:2Dia nivavaka tamin’ i Jehovah Andriamaniny tao an-kibon’ ny hazandrano Jona

Luke 22:44Ary fadiranovana Izy, ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny rà nipotrapotraka tamin’ ny tany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 116:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 116:2Bokin'ny Salamo 116Bokin'ny Salamo 116:4 →