Bokin'ny Salamo 118:13
Nanosika ahy mafy hahalavo ahy ianao; Fa Jehovah no namonjy ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou hast thrust sore at me that I might fall: but the LORD helped me.
In Context
14Jehovah no heriko sy fiderako. Fa efa famonjena ahy Izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 118
Cross References
1 Samuel 25:29Nefa raha misy olona mitsangana hanenjika anao ka mitady ny ainao, dia hofehezina amin’ ny fehin’ aina ao amin’ i Jehovah Andriamanitra ny fanahin’ ny tompoko, fa ny fanahin’ ny fahavalonao kosa dia hatorany toy ny eo amin’ ny foitran’ antsamotady.
Psalms 18:17Naninjitra ny tanany avy tany ambony Izy ka nandray ahy; nanintona ahy niala tamin’ ny rano be Izy;
Psalms 86:17Anehoy famantarana ny ho soa aho, Mba ho hitan’ izay mankahala ahy, ka ho menatra izy; Fa Hianao Jehovah ô, no namonjy sy nampionona ahy.
Psalms 140:4Mandranitra ny lelany tahaka ny bibilava izy, Ny poizin’ ny menarana no ao ambanin’ ny molony. [Sela.]
Matthew 4:1Ary Jesosy dia nentin’ ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain’ ny devoly fanahy.