Bokin'ny Salamo 119:113
Halako ny mpiroa saina; Fa ny lalànao no tiako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I hate vain thoughts: but thy law do I love.
In Context
112Apetrako ny foko hankatò ny didinao Mandrakizay hatramin’ ny farany.
114Fiereko sy ampingako Hianao; Ny teninao no andrasako.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 94:11Jehovah no mahalala ny hevitry ny olona, Fa zava-poana izany.
Psalms 119:97Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.
Isaiah 55:7Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin’ i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, Eny, ho amin’ Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy.
Mark 7:21Fa avy ao anatin’ ny olona dia avy ao am-pony, no ivoahan’ ny sain-dratsy, dia ny fijangajangana, ny halatra, ny vonoan-olona, ny fakam-badin’ olona,
James 1:8olona miroa saina izy, miovaova amin’ ny alehany rehetra.