Bokin'ny Salamo 119:13
Ny molotro no nentiko nilaza Ny fitsipika rehetra naloaky ny vavanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
With my lips have I declared all the judgments of thy mouth.
In Context
12Isaorana anie Hianao, Jehovah ô; Ampianaro ahy ny didinao.
14Ny lalan’ ny teni-vavolombelonao no ifaliako, Tahaka ny ifaliako amin’ ny harena rehetra.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Deuteronomy 6:6Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao.
Psalms 18:22Fa nitandrina ny lalan’ i Jehovah aho, ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin’ Andriamanitro;
Psalms 37:30Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.
Psalms 71:15Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Psalms 119:46Hilaza ny teni-vavolombelonao eo anatrehan’ ireo mpanjaka aho Ka tsy ho menatra.
Proverbs 5:2Hiheveranao tsara ny fisainana mazava Sy hitandreman’ ny molotrao ny fahalalana.