Bokin'ny Salamo 119:137
Marina Hianao, Jehovah ô, Ary mahitsy ny fitsipikao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Righteous art thou, O LORD, and upright are thy judgments.
In Context
136Rano mandriaka no mijononoka amin’ ny masoko Noho ny tsi-fitandreman’ ny olona ny lalànao.
138Efa voadidinao amin’ ny fahamarinana Sy ny fahatokiana indrindra ny teni-vavolombelonao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Ezra 9:15Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, marina Hianao, fa izahay no hany sisa afaka tahaka ny amin’ izao anio izao; indreto izahay eto anatrehanao amin’ ny fahadisoanay, fa noho izany dia tsy mahajanona eto anatrehanao izahay.
Psalms 99:4Ny herin’ ny mpanjaka dia tia rariny; Ampitoerinao ny fahitsiana; Fitsarana sy fahamarinana no ataonao eo amin’ i Jakoba.
Psalms 145:17Marina Jehovah amin’ ny lalany rehetra, Sady mamindra fo amin’ ny asany rehetra.
Daniel 9:7Anao ny fahamarinana, Tompo ô, fa anay kosa ny fangaihaizana, tahaka ny amin’ izao anio izao, dia an’ ny Joda sy ny mponina any Jerosalema ary ny Isiraely rehetra, na ny akaiky na ny lavitra, dia any amin’ ny tany rehetra izay efa nandroahanao azy noho ny fahadisoany izay nandisoany taminao;
Romans 2:5Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no irakatenao fahatezerana ho anao amin’ ny andro fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin’ Andriamanitra,
Romans 9:14Ahoana ary no holazaintsika? Misy tsi-fahamarinana va amin’ Andriamanitra? Sanatria izany!