Bokin'ny Salamo 119:39
Esory ny fahafaham-baraka, izay atahorako; Fa tsara ny fitsipikao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Turn away my reproach which I fear: for thy judgments are good.
In Context
38Tovy ny teninao amin’ ny mpanomponao, Izay matahotra Anao indrindra.
40Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin’ ny fahamarinanao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
2 Samuel 12:14Nefa noho ny nampitenenanao ratsy ny fahavalon’ i Jehovah amin’ izany zavatra izany dia ho faty tokoa ny zaza izay haterakao.
Psalms 39:8Ary ankehitriny, inona no andrasako Tompo ô? Hianao no antenaiko.
Psalms 119:20Torotoro ny fanahiko noho ny faniriany Ny fitsipikao mandrakariva.
Psalms 119:31Mifikitra amin’ ny teni-vavolombelonao aho; Jehovah ô, aza avela ho azon-kenatra aho;
Psalms 119:75Fantatro, Jehovah ô, fa marina ny fitsaranao. Ary ny fahamarinanao no nampahorianao ahy.
Psalms 119:131Mitanatana vava aho ka mihanahana, Fa ny didinao no iriko.