The Bible Software
Bokin'ny Salamo · Baiboly Malagasy (1865)

Bokin'ny Salamo 120

1Fihirana fiakarana. Jehovah no nitarainako tamin’ ny fahoriako dia namaly ahy Izy,

2Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin’ ny molotra mandainga, Eny, amin’ ny lela mamitaka

3Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?

4Zana-tsipìkan’ ny mahery sady voaranitra, Mbamin’ ny vain’ afon’ anjavidy.

5Lozako, fa mivahiny eto amin’ ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain’ ny Kedarita!

6Ela loatra izay no nitoeran’ ny fanahiko teo amin’ Izay tsy tia fihavanana.

7Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.

← Bokin'ny Salamo 119Read In The App, Free →Bokin'ny Salamo 121 →

Study Bokin'ny Salamo 120

KJVMatthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Reina-Valera (Español)Bíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)

All Chapters

123456789101112131415161718192021222324252627282930313233343536373839404142434445464748495051525354555657585960616263646566676869707172737475767778798081828384858687888990919293949596979899100101102103104105106107108109110111112113114115116117118119120121122123124125126127128129130131132133134135136137138139140141142143144145146147148149150