The Bible Software
Bokin'ny Salamo · Baiboly Malagasy (1865)

Bokin'ny Salamo 124

1Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida. Raha tsy Jehovah no nomba antsika,― Eny, aoka hataon’ ny Isiraely hoe:

2Raha tsy Jehovah no nomba antsika, Raha nitsangana hamely antsika ny olona.

3Dia nitelina antsika velona izy, Raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany;

4Dia nandifotra antsika ny rano, Ary nanafotra ny fanahintsika ny riaka;

5Eny, nanafotra ny fanahintsika Ny rano misafoaka.

6Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin’ ny nifiny.

7Ny fanahintsika dia efa afaka tahaka ny vorona afaka tamin’ ny fandriky ny mpihaza: Tapaka ny fandrika, ka afaka isika.

8Ny famonjena antsika dia amin’ ny anaran’ i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.

← Bokin'ny Salamo 123Read In The App, Free →Bokin'ny Salamo 125 →

Study Bokin'ny Salamo 124

KJVMatthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Reina-Valera (Español)Bíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)

All Chapters

123456789101112131415161718192021222324252627282930313233343536373839404142434445464748495051525354555657585960616263646566676869707172737475767778798081828384858687888990919293949596979899100101102103104105106107108109110111112113114115116117118119120121122123124125126127128129130131132133134135136137138139140141142143144145146147148149150