Bokin'ny Salamo 13:2
Jehovah ô, mandra-pahoviana no mbola hanadinoanao ahy ihany? Mandra-pahoviana no mbola hanafenanao ny tavanao amiko?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Read all of Bokin'ny Salamo 13
Cross References
1 Samuel 18:29Ary dia vao mainka natahotra an’ i Davida Saoly; ka dia tonga fahavalon’ i Davida mandrakariva izy.
Nehemiah 2:2Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Nahoana no malahelo tarehy ianao, kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao, fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra indrindra aho
Job 7:12Ranomasina va aho, na trozona, No dia asianao fiambenana?
Job 9:27Raha hoy izaho: Hanadino ny alaheloko aho, hitsahatra tsy hanjonitra aho ka ho miramirana,
Job 23:8Indro, miantsinanana aho, fa tsy any Izy; Ary miankandrefana aho, fa tsy hitako Izy;
Psalms 7:2Jehovah Andriamanitro ô, Hianao no ialofako; vonjeo aho amin’ izay rehetra manenjika ahy, ka afaho;