Bokin'ny Salamo 13:3
Mandra-pahoviana no mbola hisaintsainako am-panahy, sy hahalahelovako am-po isan’ andro? Mandra-pahoviana no mbola hisandratan’ ny fahavaloko ho amboniko?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Consider and hear me, O LORD my God: lighten mine eyes, lest I sleep the sleep of death;
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 13
Cross References
1 Samuel 14:29Dia hoy Jonatana: Ikaky efa nampiditra loza tamin’ ny tany; koa jereo, masìna ianareo, he! izato fahazavan’ ny masoko tamin’ ilay nanandramako kely tamin’ ity tantely ity.
Psalms 5:1Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny sodina. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 18:28Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.
Psalms 31:7Halako izay mivavaka amin’ ny sampy; fa Jehovah kosa no itokiako.
Jeremiah 51:39Raha mbola liana izy, dia hanaovako fanasana ho azy, ka hataoko mamo izy mba hiravoravo, dia hatory amin’ ny torimaso mandrakizay izy ka tsy hifoha intsony, hoy Jehovah.
Lamentations 5:1Jehovah ô, tsarovy izay nanjo anay; Hevero sy diniho ny latsa mahazo anay.